Mahavita ny ankamaroan'ny tranonkala

Ahitana an'i Firefox, mpitety tranonkala ampiasain'ny olona aman-tapitrisa manerana izao tontolo izao i Ubuntu. Ary afaka apetaka eo amin'ny biraonao ary azonao ampiasaina toa ny rindrankau mipetraka eo amin'ny solosainao ireo rindrankajy web ampiasainao matetika (toa Facebook na Gmail, ohatra).